Kômôro

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Firaisan'i Kômôro)
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Sainam-pirenen'i Kômôro
Comoros (orthographic projection).svg

Ny Kômôro na Firaisan'i Kômôro dia firenena ao Afrika Atsinanana, izay fitambaran'ny nosy vitsivitsy ao amin'ny Lakandranon'i Mozambika, any avaratra andrefan'i Madagasikara. Atao hoe Kômôriana na Kômôrianina ny mponina ao amin'io firenena io izay ahitana ampahany amin'ny tanàna maro eto Madagasikara.

Telo ny nosy lehibebe mamorona ny Firaisan'i Kômôro, dia i Ngazija (na Kômôro Lehibe) sy i Njoany (na Anjoany) ary i Moaly (na Môhely).