Tsingoni

Avy amin'i Wikipedia
Ny môskean' i Tsingoni

I Tsingoni dia kaominina frantsay ao amin' ny departemanta sy faritra an-dafin-dranomasin' i Mayotte. Tamin' ny taona 2017 dia nisy mponina miisa 13 934 tao. Izy no renivohitry ny soltanatan' i Mayotte taloha sady tanàna ahitana ny môskea tranainy indrindra amin' i Frantsa izay mbola ivavahana.