Nice

Avy amin'i Wikipedia

I Nice dia kaominina frantsay ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Frantsa, prefektiora ao amin' ny departeantan' i Alpes-Maritimes sady tanàna faharoa ao amin' ny faritra Provence-Alpes-Côte d'Azur, manarakaraka an' i Marseille. Any amin' ny 30 km miala ny sisintany manasaraka an' i Frantsa sy Italia no misy azy, eo amin' ny sisin-dranomasin' i Mediteranea. Tamin' ny taona 2018 dia nisy mponina miisa 341 032 ny ao.