Fiteny simaôre

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny simaôre na fiteny mahôrey dia fitenin'ny olona ao amin'ny nosy Maiôty, sampan'ny fiteny kômôriana (na sikômôro) ka iray amin'ny fiteny telo ao, manampy ny fiteny frantsay sy ny fiteny sibosy. Isan'ny fiteny banto ny fiteny simaôre, fa ny fiteny sibosy na kibosy kosa dia fiteny aostrôneziana manakaiky ny fiteny malagasy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Fiteny kômôriana: