Fiteny aostroneziana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fiteny aostrôneziana)
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Migraciones austronesias.png

Ny fiteny aostroneziana (azo soratana koa aostronezianina, miaraka amin'ny tendro satroka na tsia) dia ireo fiteny tenenina eto


Madagasikara, any Azia Atsimo Andrefana, ao amin'ny ranomasimbe Pasifika ary any Taiwan. Ny isan'ireo fiteny aostroneziana manerana izao tontolo izao dia eo amin'ny 1 268, izany hoe vondrom-piteny faharoa amin'ny resaka isam-piteny, aorian'ny fiteny nizerôkongoley.

Miisa roa ny zana-tsokajin'ny fiteny asotroneziana: ny fiteny formôzana, izay tenenina ao Taiwan, sy ny fiteny malaio-polinezianina any amin'ny toerana hafa ankohatr'i Taiwan.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.