Fitenin' ny tompon-tanin' i Aostralia

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Tahan'ny mponina miteny amin'ny fiteny aostraliana

Ny fitenin' ny tompon-tanin' i Aostralia dia vondrom-pianakaviam-piteny maro miampy fiteny manirery maro ao Aostralia sy ny nosy manodidina, afa-tsy i Tasmania. Tsy fantatra mazava ny fifandraisan' ireo fiteny ireo.

Ny ankamaroan' ny fitenin' ny tompon-tanin' i Aostralia dia azo avondrona anatin' ny fianakaviam-piteny pama-niongàna, izay ahitana ny 90%n' ny velaran-tanin' i Aostralia. Ny sisa hafa dia mitsinjara amin' ny fianakaviam-piteny miisa 27 izay hita any amin' ny faritra farany avaratra.

Fianakaviam-piteny pama-niongàna[hanova | hanova ny fango]

Ny fianakaviam-piteny pama-niongàna dia mamondrona ny ankamaroan' ny fiteny aostraliana. Isan' ireo, ohatra, ny fiteny diirbala, ny fiteny kamilaroy, ny fiteny kokok-taiora, ny fiteny martotonira, ny fiteny marto oangka, ny fiteny nanta, ny fiteny pintopy, ny fiteny oalmajary, ny fiteny iankonitjajara ary ny ny fiteny idiny.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Fianakaviam-piteny lehibe[hanova | hanova ny fango]

Vondrom-pianakaviam-piteny[hanova | hanova ny fango]