Fianakaviam-piteny na-dene

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Fitsinjaran'ireo fiteny na-dene talohan'ny nahatongavan'i Kristofera Kolombo tany Amerika.

Ny fiteny na-dene dia fianakaviam-piteny amerindiana izay tenenina indrindra ao Alaska sy ao amin'ny faritra andrefana ao Kanada, ary ao amin'ny faritra atsimo-andrefana ao Etazonia. Ahitana ny sampam-piteny atapaskana sy ny sampam-piteny eiaka ary ny sampam-piteny tlingita.