Tsady

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Flag of Chad.svg
Chad (orthographic projection).svg
Coat of arms of Chad.svg
Tchad carte.gif

I Tsady dia firenena ao amin'ny faritra afovoan'i Afrika. I Ndjamena no renivohiny. Mamaritra azy ao avaratra i Libia, ao atsinanana i Sodàna, ao atsimo ny Repoblikan' i Afrika Afovoany ary ao andrefana i Kamerona sy i Nizeria ary i Nizera. Mahatratra 1 284 000 km2 ny velaran-taniny. Firenena anelanelan' i Afrika Avaratra sy Afrika atsimon' i Sahara i Tsady.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]