Repoblikan'i Afrika Afovoany
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Repoblikan'i Afrika Afovoany dia firenena ao Afrika Afovoany. I Bangui no renivohiny. Mamaritra azy ao avaratra i Tsady, ao atsinanana i Sodàna, ao atsimo ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô sy ny Repoblikan' i Kôngô, ary ao andrefana i Kamerona. Manana velaran-tany mirefy 623 000 km2 izy.