Hankany amin'ny vontoatiny

Seisely

Avy amin'i Wikipedia
Repiblik Sesel {{#if}}
République des Seychelles fr
Republic of Seychelles en
Repoblikan'i Seisely ((mg))
Sainan'i Seisely evan'i Seisely
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : « Finis coronat opus » (Ny farany no mandravaka ny asa)
Teny ofisialy kreolin'i Seychelles, anglisy, frantsay
Renivohitra Victoria
4°37′S, 55°27′E
Tanàna ngeza indrindra Victoria
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
Repoblika
Wavel Ramkalawan[1]
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 179
455 km²
Azo tsy rarahina
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 182
82 247 mpo.
181 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Seiseloa
IDH (2004) 0,842 (ambony) faha 47
Sandam-bola Ropia (SCR)
Faritr'ora UTC +4
Hiram-pirenena Koste Seselwa
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+248

Endrika:Notes pays

I Seisely na Repoblikan' i Seisely firenena tamba-nosy ahitana nosy miisa 115 ao amin' ny Ranomasimbe Indiana, ao atsimo-atsinanan' i Afrika, (1 600 km avy ao Kenia), ary ao avaratra-atsinanan' i Madagasikara. Mirefy 454 km² ny velarany. Atao hoe Seiseloà ny vahoakan' ity firenena ity.

Mitambatra ho firenena ireo nosy kely ireo ary ao amin' ny nosy Mahé no misy an' i Victoria renivohitra. Atao hoe Seychelles na Republic of Seychelles, izy amin' ny teny anglisy, fa Sesel na Repiblik Sesel, kosa amin' ny teny kreôly seiseloà, atao hoe Seychelles na République des Seychelles amin' ny teny frantsay.

Zanatany britanika i Seisely. Mpikambana ao amin' ny Commonwealth sy ao amin' ny Francophonie izy. Telo ny fiteny ôfisialin' i Seisely, dia ny fiteny kreôly seiseloà, ny fiteny frantsay ary ny fiteny anglisy.

Jeôgrafia

[hanova | hanova ny fango]
Sarin-tabnin' i Seisely

Misy nosy 42 - ireo "nosy anatiny" - mahasahana ny 45 %-n'ny velarany manontolo (244 km²), saingy mahafaoka ao anatiny ny 98 %-n' ny mponin' i Seisely. Ao koa ireo "nosy granitika" miisa 40 izay saika manodidina ny nosy Mahé avokoa. Feno harambato ny ankamaroany ary tery ny morontsirak' ireo nosy ireo. Ny lehibe indrindra amin' izy ireo dia:

Ao koa ny nosy roa any avaratra dia:

Tsy nisy ny tena mponina tompon-tany tao Seisely. Taranaky ny mpifindra monina eorôpeana, sinoa, indiana ary afrikana ny ankabeazany. Ny finoana kristiana, indrindra ny katôlisisma no arahin' ny ankamaroan' ny mponina.

Toekarena

[hanova | hanova ny fango]

Ny fizahan-tany no tena iankinan' ny toekaren' i Seisely. Mandroso be ihany koa ny fanjonoana amin' ny fomba maoderina. Ny Port-Victoria no anisan' ny seranana lehibe amin' ny fanondranana trondro ao amin' ny Ranomasimbe Indiana. Misy ao an-toerana ny ozinina mpanao ny trondro am-boaty. Mivarotra solitany koa i Seisely.

Fitantanan-draharaha

[hanova | hanova ny fango]

I Seisely dia ahitana distrika 23.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Firenena ao Afrika:

Afrika Atsimo - Alzeria - Angôla - Benino - Borkina Fasô - Borondy - Bôtsoana - Ejipta - Eritrea - Esoatiny (Soazilandy taloha) - Etiôpia - Gabôna - Gambia - Ganà - Ginea - Ginea Bisao - Ginea Ekoatôrialy - Jibotỳ - Kamerona - Kapvera - Kenia - Kômôro - Kôtidivoara - Lezôtô - Liberia - Libia - Madagasikara - Malaoy - Malỳ - Maorisy - Maoritania - Marôka - Môzambika - Namibia - Nizera - Nizeria - Oganda - Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika - Repoblika Demôkratikan' i Kôngô - Repoblikan' i Afrika Afovoany - Repoblikan' i Kôngô - Roanda - Saô Tôme e Prinsipe - Seisely - Senegaly - Siera Leôna - Sodàna - Sodàna Atsimo - Sômalia - Sômalilandy - Tanzania - Tôgô - Tonizia - Tsady - Zambia - Zimbaboe

Kôntinenta eto an-tany

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana

[hanova | hanova ny fango]
  1. https://seychellen.com/en/wavel-ramkalawan-the-new-and-5th-president-of-the-seychelles/