Kilômetatra toradroa

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Kilometatra efa-mira)
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fanisàna ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny kilômetatra toradroa na kilaometatra toradroa, soratana hoe « km2 » dia venty ampiasaina handrefesana ny velarana.

1 km2 = 100 ha = 1 000 000 m2