Ejipta

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

I Ejipta dia firenena ao amin' ny faritra avaratra-atsinanan' i Afrika. Ireo firenena manodidona azy dia Israely ao avaratra-atsinanana, Sodàna ao atsimo ary Libia ao andrefana. Manana morontsiraka amin' ny ranomasina Mena izy ao atsinanana ary amin' ny ranomasina Mediteranea ao avaratra. I Kairô no renivohitr' i Ejipta. Mivelatra mankany amin' ny tendro atsinanan' i Afrika Avaratra i Ejipta sady mitohy mankany Azia noho ny fisian' i Sinay. Izany toerana misy an' i Ejipta izany no mahatonga azy hoheverina ho isan' ny Atsinanana Akaiky (na Azia Andrefana).

Ejipta
Egypt flag 300.png
(Antsipirihany)
Teny Filamatra : «»
Sarintany
Egypt in its region (undisputed).svg
Fiteny arabo
Renivohitra Kairo
Praiminisitra Hazem Al Beblawl
Filoham-pirenena Adly Mansour
Velarantany 1 001 450 km²
Mponina
 - Manontolo (2004)
 - Hakitroka
Lisitra tanàna araka ny mponina
76.117.421 mponina
1120 mpo/km²
Anarana
Fahaleovantena 26 Jolay 1952
Finoana silamo : 90%;kôpta;katôlika
Sandam-bola sterlina ejipsiana
Faritra ora UTC +2
Faritra Internet .eg
Antso an-tariby 20










Ejipta

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Firenena ao Afrika:

Afrika Atsimo - Alzeria - Angôla - Benîno - Borkina Fasô - Borondy - Bôtsoana - Ejipta - Eritrea - Esoatiny (Soazilandy taloha) - Etiôpia - Gabôna - Gambia - Ganà - Ginea - Ginea Bisao - Ginea Ekoatôrialy - Jibotỳ - Kamerona - Kapvera - Kenia - Kômôro - Kôtidivoara - Lezôtô - Liberia - Libia - Madagasikara - Malaoy - Malỳ - Maorisy - Maoritania - Marôka - Môzambika - Namibia - Nizera - Nizeria - Oganda - Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika - Repoblika Demôkratikan'i Kôngô - Repoblikan'i Afrika Afovoany - Repoblikan'i Kôngô - Roanda - Saô Tôme e Prinsipe - Seisely - Senegaly - Siera Leôna - Sodàna - Sodàna Atsimo - Sômalia - Sômalilandy - Tanzania - Tôgô - Tonizia - Tsady - Zambia - Zimbaboe