Ganà
Republic of Ghana ((en)) | |||||
{{{nom_malgache}}} ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : Freedom and Justice Fahalalahana sy Fahamarinana | |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | Anglisy | ||||
Renivohitra | Accra 5°33′N, 0°15′W | ||||
Tanàna ngeza indrindra | Accra | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha |
Repoblika Nana Akufo-Addo | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 78 238 540 km² 3,5 | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 48 23 382 848 mpo. 88 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Ghaneana | ||||
Sandam-bola | Cedi (GHS )
| ||||
Faritr'ora | UTC +0 | ||||
Hiram-pirenena | Hail the name of Ghana | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+233
|
Ny Ganà na Repoblikan'i Ganà (anglisy: Republic of Ghana) dia firenena any Afrika andrefana ao amin'ny faritry ny Helodranon'i Ginea. Ny firenena manodidina azy dia Kôtidivoara any andrefana, i Borkina Fasô any avaratra ary ny Tôgô any atsinanana. Ny renivohiny dia ny tanàn'i Accra ary Ganeana no anaran'ny mponina ao aminy. Firenena mpikambana ao amin'i CEDEAO i Ganà.
Ny teny ofisialy dia fiteny anglisy, ny teny ampiasain'ny be sy ny maro dia ny fiteny twi ary ny sandam-bola dia ny cédi.
Tsy misy fifandraisana ara-jeografia na ara-tantara amin'ny Empiran'i Gana i Ganà ankehitriny. I Ganà ankehitriny, Côte-de-l'Or taloha, dia novain'i Kwame Nkrumah anarana ho fahatsiarovana ny Fanjakan'i Ganà taloha tamin'ny fahaleovantena. Ny anarana Côte-de-l'Or dia avy amin'ny habetsaky ny volamena.