Volamena

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka simia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Volamena

Ny volamena dia singa simika mitondra ny eva Au (avy amin' ny teny latina hoe Aurum). 79 ny isa atômikany. Mavomena mamiratra ny lokony, mavesatra izy, azo tefena ho manify araka izay azo atao. Metaly fanaovam-piravaka sarobidy ny volamena. Izy koa no fototry ny sandam-bola miasa eran-tany. Misy karazany roa ny volamena, dia ny volamena maitso sy ny volamena mena. Ara-tantara dia ny volamena no metaly sarobidy indrindra. Nolazaina ho tsy mety simba sady metaly manan-kaja izy satria tsy dia andairan' ny asidra na ny harefesina.

Ohabolana[hanova | hanova ny fango]

  • Volamena latsaka am-bovoka : tsy avelan' ny soa tsy hihiratra.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]