Firaka
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny hoe "firaka" dia teny mahafaoka metaly roa samy hafa, dia ny firapotsy sy ny firamainty.
Ohabolana[hanova | hanova ny fango]
- Mivezivezy tahaka ny firaka atakalo.
- Ny firaka no tsy mba vola: ny lemim-panahiny.