Fanitso

Avy amin'i Wikipedia
Sihoa vita amin' ny fanitso
Tafo fanitso

Ny fanitso dia singa ara-tsimia, metaly, mitondra ny laharana atômika 30 amin' ny firaketan' i Mendeleiev sy eva Zn (fanafohezana ny teny latina hoe Zincum).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]