Tsỳ
Apparence
Ny tsỳ na vy mahery dia tangaro-metaly ahitana indrindra ny vy (Fe) sy karbônina (C) miloko volombatolalaka (ka ny tahan-dajan' ny karbônina dia eo anelanelan' ny 0,002 % sy 2 %). Ny habetsahan' ny karbônina no mamaritra ny toetran' ny tsỳ. Mety ko hita ao amin' ny tsỳ koa ny manganezy (Mn) na ny nikela (Ni) na ny môlibdena (Mo) sy ny maro hafa, arakaraka ny hampiasana ilay metaly.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Alimo
- Fanitso
- Firaka
- Firamainty
- Firapotsy
- Manganezy
- Varahina
- Viraty
- Volafotsy
- Volamena
- Volavelona
- Vy