Viraty
Ny viraty dia zavatra simika manana eva Al ary manana isa atômika 13. Ny viraty dia zava-dehibe eto an-Tany satria viraty ny 1,5%-n'ny lanja tontaliny.
Ny viraty dia metaly mangirangirana ary malemy. Fantatra amin'izy sarotra harafesina ary amin'ny hamaivany.
Izy io anefa dia mora harefesina fa amin'ny rivotra iainana. Ny faritra mikasika ny rivotra iainana dia mivadika tsikelikely ho ôksida viraty (Al2O3) miaro ny sisan'ny metaly ary miverina haingana raha ohatra ka kikisana, izy mivadika harafesina io dia tenenina hoe "protection cinétique" fa tsy "protection thermodynamique" satria mora harafesina ihany ny viraty.
Ny viraty dia alaina avy amin'ny baoksita, akora mineraly misy ôksida misy rano angalana ny aliomina. Azo alaina avy amin'ny nefelina, ny leosita, ny silimanita, ny andalozita ary avy amin'ny moskôvita koa isy.
Ny viraty dia ampiasain'ny indostria anaovana zavatra maro samihafa ary zava-dehibe izy ao amin'ny toe-karen'ny tany. Ny Sina dia mpamoaka viraty lehibe, eo alohan'ny Amerika Avaratra (Etazonia sy Kanada).
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
- ((fr)) Informations de marché, sur le site de la Conférence ds Nations unies pour le commerce et le développement
- ((fr)) Alu-Scout - La plateforme interactive d`information et d’échange du domaine de l`aluminium
- ((fr)) Micrographies comparant la surface brillante et la surface mate du papier aluminium
- ((fr)) aluMATTER - un site web librement accessible qui vise à fournir des outils de formation en ligne innovants et interactifs relatifs à la science et aux technologies de l’aluminium
- ((fr)) Site de l’Institut pour l’histoire de l’aluminium (IHA).
- Iconothèque de l'aluminium de l'IHA.
- ((fr)) un dossier pluridisciplinaire sur l’aluminium
- ((fr)) Caractérisation de l’aluminium par Henri Sainte-Claire Deville (1854), article analysé sur le site BibNum.
- ((fr)) Le brevet Héroult d’électrolyse de l’aluminium (1886) en ligne et analysé sur le site BibNum.
- ((fr)) Fonderie non ferreux diffuse en ligne des informations techniques et économiques sur les alliages d'aluminium.
- ((en)) Institut international de l’aluminium, avec données mensuelle de production par zone géographique.
- ((en))WebElements.com – Aluminium
- ((en))Electrolytic production
- ((en))World production of primary aluminium, by country
- ((en))Price history of aluminum, according to the IMF
- ((en))History of Aluminium (from the website of the International Aluminium Institute)
- ((en))Emedicine - Aluminium