Simia

Ny simia dia siansa momba ny fela sy ny fiota ary ny toetran' ny akora matiera. Siansa momba ny atôma koa izy.
Ny fiavin' ny teny hoe simia
[hanova | hanova ny fango]Avy amin' ny teny hoe alsimia ny teny hoe simia. Ny alsimia dia avy amin' ny teny arabo hoe الخيمياء (Al kemi); misy famotoran-teny roa amin' ny teny arabo, famotoran-teny iray amin' ny teny ejipsianina, dia iray hafa amin' ny teny grika
- Araka ny hevitra ejipsiana, ny teny kemi avy any amin' ilay teny kôpta hoe chame nindramina amin' ny teny ejipsiana taloha kemi (majia)
- Araka ny hevitra grika, ny teny hoe kemi dia avy amin' ny teny hoe χυμεία (khumeia: fifangaroana rano)
Tamin' ny taonjato nanaraka teo, nivoatra ny alsimia ka niteraka ny simia. Nisy fifandrosoana ny simia dia nivadika siansa marina; raha misy olona mitady an' ilay vato filôzôfaly, mahalasa siansa ezôterika.
Hita tsara ny fisarahan' ny alsimia sy ny simia tamin' ny taona 1722, hoy i Geoffroy l'Aîné (dokotera) fa tsy afaka misy ny transmutation, lasa taranja roa ny simia sy ny alsimia; tokony anavahana izany ireo fiteny roa ireo.
Ny taranja ao amin' ny simia
[hanova | hanova ny fango]Ny simia dia mizara ho taranja maro: