Afrika Andrefana
Aller à la navigation
Aller à la recherche
I Afrika Andrefana dia faritra ao Afrika izay mahafaoka ny ampahany andrefana amin'i Afrika atsimon'i Sahara. Tafiditra ao anatiny ireo firenena amorontsiraka ao avaratray ny Helodranon'i Ginea hatrany amin'ny ony Sénégal, ireo firenena ao amin'ny tany lemaky ny ony Niger ary ireo firenena any amin'ny tapany atsimon'i Sahely.
Ireto avy ireo firenena ireo:
I Benîno, i Borkina Faso, i Cabo Verde, i Côte d'Ivoire, i Gambia, i Ganà, i Ginea, i Ginea Bisao, i Liberia, i Maly, i Maoritania, i Nizera, i Nizerià, i Senegaly, i Siera Leôna ary i Tôgô.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Fizaram-paritra ao Afrika:
Faritra hafa: