Afrika Afovoany

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Sarintany maneho an'i Afrika Afovoany

I Afrika Afovoany dia faritra ao Afrika ahitana ny tapany atsimon'i Sahara sy ny tapany atsinanan'ny ampinga andrefana afrikana ary ny lohasahan'ny Hantsana Lehibe.

Ireto avy ireo firenena sy tany voatanisa matetika ao Afrika Afovoany: i Angôla, i Kamerona, i Gabôna, i Ginea Ekoatorialy, ny Repoblikan'i Afrika Afovoany, ny Repoblika Demokratikan'i Kongo, ny Repoblikan'i Kongo, i Sao Tomé sy Príncipe ary i Tsady. I Malaoy sy i Zambia ary i Zimbaboe koa dia matetika heverina ho isan'i Afrika Afovoany. I Borondy sy i Roanda koa dia indraindray heverina ho isan'i Afrika Afovoany.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Fizaram-paritra ao Afrika:

Faritra hafa: