Firenena Mikambana

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Ny Sainan' ny Firenena Mikambana
Ny evan'ny FM

Ny Firenena Mikambana (FM) dia fikambanana iraisam-pirenena lehibe izay mamondrona firenena miisa 193. Atao hoe Organisation des Nations Unies (ONU) izy amin' ny teny frantsay fa United Nations (UN) kosa amin' ny teny anglisy.

Ny firenena Mpikamban'ny Firenena Mikambana
Evstafiev-un-peacekeepers-sarajevo-w.jpg

Ao amin' ny firenena mikambana ny firenena rehetra (afatsy ny firenena sy faritany tsy manam-pahaleovantena sasany) eto an-tany. Misaraka amin' ny firenena mpikambana, ny tanjony dia mitazona ny fandriampahalemana manerana ny tany. Ny tanjony dia manamora ny fiaraha-miasa amin' ny lafin' ny zo iraisam-pirenena, ny fiarovana iraisam-pirenena, ny fivoarana ara-toe-karena, ny fivoarana ara-tsôsialy, ary ny Zon' olombelona. Ny Firenena Mikambana dia voaforona tamin' ny 1945 mba hanolo ny Fikambanan' ny Firenena (frantsay: Société des Nations -- SDN) tsy nanao ny asany noho ny Ady Lehibe Faharoa.

Ny Lapan'ny Firenena Mikambana any Genève, Soisa

Tamin' ny taona 2008 dia firenena miisa 192 no mpikambana tao amin' ny FM, saika ny firenena rehetra fantatra eto an-tany. Avy eo amin' ny sezany eo amina tany iraisam-pirenen' ny tanànan' ny New York any Etazonia. Ny FM sy ny masoivoho manokana anaty firenena hafa.

Ny FM dia manana fiteny ôfisialy enina: ny fiteny arabo, ny fiteny sinoa (mandarina) ny fiteny anglisy, ny fiteny frantsay, ny fiteny rosiana ary ny fiteny espaniola.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.