Libia
Avy amin'i Wikipedia
| ليبيا ((ar)) | ||||||
| Libia ((mg)) | ||||||
|
||||||
| Teny filamatra : ليبيا، ليبيا ، ليبيا Libia, Libia, Libia' |
||||||
| Teny ofisialy | arabo klasika | |||||
| Renivohitra | Tripoli 32°54'8"N, 13°11'9"E |
|||||
| Tanàna ngeza indrindra | Tripoli | |||||
| Fitondrana sy governemanta - Filoham-pirenena Praiminisitra |
Repoblika Mustafa Abdel Jalil Abdurrahim El-Keib |
|||||
| Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 17 1 759 540 km² Azo tsy raharahiana |
|||||
| Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 104 6 173 579 mpo. 3,13 mpo./km² {{{1}}} |
|||||
| Anaran'ny mponina | Libianina | |||||
| Sandam-bola | Dinar libianina (LYD) |
|||||
| Fiozao ny ora | UTC +2 | |||||
| Hiram-pirenena | Allahu Akbar | |||||
| Valan-tsehatra internet | ||||||
| Antso an-tariby |
+218 |
|||||
Ny Libia dia firenena afrikanina any afrika avaratra. Mpikambana ao amin'ny liga arabo ny Libia. Voafaritry ny ranomasina Mediteranea izy any avaratra, ny Aljeria (982 km) sy ny Tonizia (459 km) any andrefana, ny Niger (354 km) sy ny Tsady (1 055 km) any atsimo ary ny Sodàna (383 km) sy ny Ejipta (1 115 km) any atsinanana. Ny anarana « Libia » dia avy amin'ny anarana foko berbera « Libou », nanome ny anarana grika Libiyè.
Tantara[hanova | hanova ny fango]
Lahatsoratra antsipirihany : Tantaran'i Libia.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
sokajy Libia ao amin'ny dmoz
- ((fr)) « Rapport du Parlement européen sur les droits de l'homme en Libye » (tovana PDF, 32 Ko)
- ((fr)) « Rapport d'Amnesty International sur les droits de l'homme en Libye »
- ((fr)) « Situation linguistique de la Libye »
- ((en)) Underground "Fossil Water" Running Out Brian Handwerk, National Geographic, May 6, 2010.
- ((en)) Libya turns on the Great Man-Made River Marcia Merry, Printed in the Executive Intelligence Review, September 1991.
Video
- ((fr)) « Libye entre rêve et réalité »
- ((fr)) « Sooglibya Agence immobilière libyenne »