Renirano
Fiseho

Ny renirano dia korian-drano voajanahary nohadian'ny ranomamy. Ny toerana ipoiran'ny renirano dia atao hoe loharano ary ny toerana anariany ny ranony dia atao hoe vavarano. Ny vavarano dia mety ranomasina na farihy.
Famaritana
[hanova | hanova ny fango]Ny renirano dia "rano mikoriana be avy amin'ny fitambaran'ny sakelidrano maro, ka mivarina any anaty ony"[1].
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Rano masira
- Korian-drano
Loharano sy fanamarihana
[hanova | hanova ny fango]- ↑ Rajemisa-Raolison Régis, "Renirano", ao amin' ny Rakibolana malagasy, Ambozontany, Antananarivo,1985.
- ↑ https://moov.mg/article/78393-us-et-coutumes-la-mer-leau-salee-purificatrice