Onibe
Apparence
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/98/Madagascar_rivers.svg/230px-Madagascar_rivers.svg.png)
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/9b/Onibe_river_watershed.png/220px-Onibe_river_watershed.png)
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/a/a6/Thick_Sediment_in_Madagascar%E2%80%99s_Onibe_River_-_NASA_Earth_Observatory.jpg/323px-Thick_Sediment_in_Madagascar%E2%80%99s_Onibe_River_-_NASA_Earth_Observatory.jpg)
I Onibe dia onin'i Madagasikara mivarina miantsinanana any amin'ny Ranomasimbe Indiana ao amin'ny faritra Atsinanana. Ao akaikin' Anosy no misy ny loharanon' i Onibe izay mandalo ao akaikin' ireto tanàna manaraka iretoː Mangabe, Marovahy, Ampasimbe-Onibe ary Ambodibonara. Miampita an'i Onibe ny lalam-pirenena faha-5. Ao atsimon' i Mahatsara, ao avaratry ny tendro Mahavelona (na Foulpointe) no misy ny vinanin' i Onibe.