Sahatavy (renirano)

Avy amin'i Wikipedia

I Sahatavy dia reniranon' i Madagasikara ao amin' ny faritra Atsinanana, izay mamakivaky ny valan-javaboary Zahamena. Miorina eo amorony ny tanànan' i Sahatavy. Manompo ny renirano Sahatavy ny renirano Sarondrina.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]