Lokoho

Avy amin'i Wikipedia

I Lokoho dia reniranon'i Madagasikara any avaratra izay mivarina any amin' ny morontsiraka avaratra atsinanana any amin' ny Ranomasimbe Indiana. Manangona ny ampahan-drano avy amin' ny tangorom-bohitra Marojejy izy. Any amin' ny 25 km atsimon' i Sambava ao akaikin' i Farahalana no misy ny vinany fivarinany any an-dranomasina.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]