Saharenana

Avy amin'i Wikipedia
Antananandrenitelo

I Saharenana dia onin' i Madagasikara mivarina any atsinanana any amin' ny Ranomasimbe Indiana ao amin' ny faritra Diana. Manapaka azy ny lalam-pirenena faha-6 eo akaikin' Antananandrenitelo. Ao akaikin' i Joffreville ao amin' ny tangorom-bohitra Ambohitra no misy ireo loharanony.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]