Hankany amin'ny vontoatiny

Matitanana

Avy amin'i Wikipedia

22°25′00″S 47°55′00″E / 22.41667°S 47.91667°E / -22.41667; 47.91667

Ny ony Matitanana na Matatana mandalo eo Vohitrindry

I Matitanana dia onin' i Madagasikara any amin' ny faritra Atsimo-Atsinanana, izay mivarina any amin' ny Ranomasimbe Indiana, ao Vohipeno. Manompo azy ny renirano Sahafina, Rienana, Manankazo ary Manandria.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]