Mahavavy Atsimo
Fiseho



I Mahavavy Atsimo dia reniranon' i Madagasikara ao amin' ny faritra Boeny sy ny faritra Betsiboka, ao amin' ny faritanin' i Mahajanga, izay mivarina mankany andrefana ao amin' ny Ranomasimbe Indiana. Mamakivaky ny tahirin-javaboary Mahavavy-Kinkony sy ny tahirin-javaboary manokana Kasijy ity renirano ity. Iray amin' ireo renirano manompo an' i Mahavavy Atsimo avy ankavia i Tandra.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Lisitry ny renirano eto Madagasikara
- Mahavavy Avaratra -ony ao amin' ny faritra Diana.