Faritanin' i Mahajanga

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Faritanin'i Mahajanga)
Faritanin' i Mahajanga

Ny Faritanin' i Mahajanga dia faritany eto Madagasikara. Tsy vondrom-paritra itsinjaram-pahefana ny faritany taorian' ny fanavaozana ny Lalàmpanorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra nefa naverina ny maha vondrom-paritra itsinjaram-pahefana azy tamin' ny Lalàmpanorenan' ny taona 2010 na dia tsy voahaja aza izany.

Faritra sy distrika ao amin' ny Faritanin' i Mahajanga

Ireto avy ny tanàna lehibe ao amin' ny Faritanin' i Mahajanga: Ambatoboeny, Ambatomainty, Analalava, Antsalova, Antsohihy, Bealanana, Befandriana-Avaratra, Besalampy, Boriziny, Kandreho, Maevatanana, Mahajanga I, Mahajanga II, Maintirano, Mampikony, Mandritsara, Marovoay, Mitsinjo, Morafenobe, Soalala, Tsaratanana

Faritra sy distrika ao amin' ny Faritanin' i Mahajanga[hanova | hanova ny fango]

Ireto ny faritra ao amin' ny Faritanin' i Mahajanga:

Distrika ao amin' ny Faritra Boeny[hanova | hanova ny fango]

Distrika ao amin' ny Faritanin' i Mahajanga

Misy distrika enina ny faritra Boeny:

Distrika ao amin' ny Faritra Betsiboka[hanova | hanova ny fango]

Ireto ny distrika ao amin' ny Faritra Betsiboka:

Distrika ao amin' ny Faritra Melaky[hanova | hanova ny fango]

Mizara ho distrika dimy ny faritry Melaky ary i Maintirano no renivohitry ny faritra.

Distrika ao amin' ny Faritra Sofia[hanova | hanova ny fango]

Mitsinjara toy izao manaraka izao ny disitrika sy ny kaominina ao amin' ny faritra Sofia:

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Faritany eto Madagasikara:

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna