Faritanin' Antsiranana

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Faritanin'Antsiranana ao avaratr'i Madagasikara

Ny Faritanin' Antsiranana dia iray amin' ireo faritany enina eto Madagasikara izay manana velarana mirefy 43 406 km2. Misy mponina 1 465 606 izy tamin' ny taona 2011. Eo amin' ny 34 mp/km2 I ny hakitroky ny mponina. I Antsiranana na Diego-Suarez ny renivohiny. Misy faritra roa ny ao amin' ny Faritanin' Antsiranana, dia ny Faritra Diana sy ny Faritra Sava.

Misy distrika sivy ny ao amin' io faritany io izay mitsinjara amin' ireo faritra roa ireo toy izao: ao amin' ny faritra Diana no misy ny distrikan'Ambanja, Ambilobe, Antsiranana I, Antsiranana II, ary Nosy Be; ao amin' ny faritra Sava no ahitana ny distrikan'Andapa, Antalaha, Sambava ary Vohimarina.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Faritany eto Madagasikara: