Faritanin' Antananarivo
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Faritanin' Antananarivo dia faritany malagasy misy ny renivohitr' i Madagasikara. Ny velarantaniny dia 58 283 km2. Ny isa-mponiny dia misy 4 580 788 (tamin' ny Jolay 2001). Ny renivohiny dia Antananarivo, renivohitr' i Madagasikara koa. Ny faritanin' Antananarivo ireny ny faritany tsy manana morontsiraka amin' ny faritanin' i Madagasikara. Tsy vondrom-paritra intsony ny faritany taorian' ny fanavaozana ny lalàm-panorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra.
Jeôgrafia[hanova | hanova ny fango]
Ireo faritra ao amin' ny Faritanin' Antananarivo:[hanova | hanova ny fango]
Misy faritra efatra ny ao amin' ny Faritanin' Antananarivo:
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
- Province autonome d'Antananarivo - Gouvernorat Archived Febroary 6, 2007 at the Wayback Machine Tranonkala ofisialy
Endrika:Faritan'i madagasikara