Distrikan' Anjozorobe

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Wiki letter w.svg   Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010)

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Anjozorobe dia distrika any Madagasikara, any amin'ny lafy avaratry ny faritan' Antananarivo, eo amin'ny faritra Analamanga. Ny renivohitra ny distrika dia anjozorobe.

Ao amin'ilay distrika misy kaominina roa ambin'ny folo, eny ambonivohitra sy eny ambanivohitra eo amina velarantany 3 714 km2 ho an'ny isam-ponina 202 771 mponina.

Ny tanànan' Anjozorobe[hanova | hanova ny fango]

90 kilometatra any avaratr' Antananarivo no misy an' Anjozorobe. Eo amin'ny lafy ankavanan'ny renirano Mananara, zanadranon'ny renirano Betsiboka, renirano ngeza indrindra ao Madagasikara.

Ny isam-ponin' Anjozorobe dia 2 alina.