Aller au contenu

Viliahazo

Avy amin'i Wikipedia

I Viliahazo dia kaominina malagasy ao amin' ny Distrikan' Antananarivo Avaradrano, Faritra Analamanga, Faritanin' Antananarivo.

Manana ponina mihisa 5500 ,fokontany 8 , 13km miala eo amin'ny kaominina Sabotsy namehana , 8km raha avao Ambohimalaza, 15km raha aveo amin'ny Somacou Ankadikely ilafy mandalo Fiaferana.

kaominina farany Antsinanana amin'ny Distrikany Avaradrano ,ka ny fokotany Anosimanjaka no manasaaraka azy amin'ny distrikan'ny Manjakandriana amin'ny alalan'ny kaominina Betoho.

-Ny ben'Tanana Amperinasa dia Atoa RANDRIAMANANTENA Gabriel Rolland ,( 2025-..........)

ary hotronin'ireo mpanolon-tsaina kominaly miisa 5 :- Atoa RATAVILAHY Jean pierre Marcel

-Atoa RAZAFIMAHEFA Jean claude

-Atoa RANDRIAMAHERY Josoa Fanomezana

-Atoa RAZAFIMAHALEOSON Radoniaina Sambatra

-Atoa RAKOTOMALALA Andre