Hankany amin'ny vontoatiny

Distrikan' i Manjakandriana

Avy amin'i Wikipedia

18°55′00″S 47°48′00″E / 18.916670°S 47.800000°E / -18.916670; 47.800000

Distrikan' i Manjakandriana
Velarantany1 718 km2
Isan'ny mponina449 578
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Madagasikara
FanjakanaNC
FaritanyAntananarivo
FaritraAnalamanga
Tanàna mifanolo-bodirindrinaNC
Ny Distrikan' i Manjakandriana ao amin' ny Faritra Analamanga.

Ny Distrikan' i Manjakandriana dia distrika eto Madagasikara izay hita ao amin' ny tapany avaratry ny Faritanin' Antananarivo ao amin' ny Faritra Analamanga. Ahitana kaominina miisa 23 ny ao amin' io distrika io izay manana velarana 1 718 km2.

Ireto ny kaominina ao aminy:

Ny vokatra ao dia katsaka

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Ny distrika ao amin' ny Faritra Analamanga