Hankany amin'ny vontoatiny

Faritanin' Antananarivo

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Faritanin'i Antananarivo)
Faritanin' Antananarivo

Ny Faritanin'Antananarivo dia faritany malagasy misy ny renivohitr'i Madagasikara. Manana velarantaniny 58 283 km2 izy. Ny isa-mponina ao aminy dia 4 580 788 (tamin' ny Jolay 2001). Ny renivohiny dia Antananarivo, renivohitr' i Madagasikara koa. Ny Faritanin' Antananarivo irery no faritany tsy manana morontsiraka amin' ny faritanin' i Madagasikara. Tsy vondrom-paritra itsinjaram-pahefana ny faritany taorian' ny fanavaozana ny Lalàmpanorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra nefa naverina ny maha vondrom-paritra itsinjaram-pahefana azy tamin' ny Lalàmpanorenan' ny taona 2010 na dia tsy nohajaina aza izany.

Distrika ao amin' ny Faritanin' Antananarivo

Jeôgrafia

[hanova | hanova ny fango]
  1. Distrikan' Ambatolampy
  2. Distrikan' Ambohidratrimo
  3. Distrikan' Andramasina
  4. Distrikan' Anjozorobe
  5. Distrikan' Ankazobe
  6. Distrikan' Antananarivo-Atsimondrano
  7. Distrikan' Antananarivo-Avaradrano
  8. Distrikan' Antananarivo-Renivohitra
  9. Distrikan' Antanifotsy
  10. Distrikan' Antsirabe II
  1. Distrikan' Antsirabe I
  2. Distrikan' i Arivonimamo
  3. Distrikan' i Betafo
  4. Distrikan' i Faratsiho
  5. Distrikan' i Fenoarivobe
  6. Distrikan' i Manjakandriana
  7. Distrikan' i Miarinarivo
  8. Distrikan' i Soavinandriana
  9. Distrikan' i Tsiroanomandidy

Ny faritra sy ny distrika ao amin' ny Faritanin' Antananarivo

[hanova | hanova ny fango]
Faritra sy distrika ao amin' ny Faritanin' Antananarivo

Misy faritra efatra ny ao amin' ny Faritanin' Antananarivo: Faritra Itasy, Faritra Analamanga, Faritra Bongolava, Faritra Vakinankaratra, Faritra Itasy, Faritra Analamanga, Faritra Bongolava, Faritra Vakinankaratra.

Faritra Analamanga

[hanova | hanova ny fango]

Ireto avy ny distrika ao amin' ny Faritra Analamanga:

Faritra Bongolava

[hanova | hanova ny fango]

Roa ny isan' ny distrika ao amin' ny Faritra Bonglava:

Faritra Itasy

[hanova | hanova ny fango]

Voazara ho distrika telo ny Faritra Itasy:

Faritra Vakinankaratra

[hanova | hanova ny fango]

Ny Faritra Vakinankaratra dia voazara ho distrika enina :

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna

Loharano sy fanamarihana

[hanova | hanova ny fango]