Faritanin' i Toamasina

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Madagascar - Toamasina.svg

Ny Faritanin' i Toamasina dia iray amin' ireo faritany enina eto Madagasikara, izay manana velarana 71 911 km2. Misy mponina miisa 3 438 275 io faritany io tamin' ny taona 2011. Ny tanànan' i Toamasina no renivohiny.

Misy faritra miisa telo ny ao amin' ny Faritanin' i Toamasina, dia ireto avy:

Misy distrika mliisa valo ambin' ny folo ny ao amin' ny Faritanin' i Toamasina, dia ireto avy:

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Faritany eto Madagasikara: