Distrikan'i Vohibinany
Apparence
Fivelarana | NC |
Renivohi-paritra | Vohibinany |
Isa ny kaominina | 17 |
Firenena | Madagasikara |
Faritany | Toamasina, Atsinanana |
Ny Distrikan'i Vohibinany na Brickaville dia distrika ao amin'ny tapany atsinanan'i Madagasikara ao amin'ny Faritra Atsinanana, ao amin'ny Faritanin'i Toamasina. Manana velaran-tany 5 385 km2 io distrika io, ka 24%n'ny valaran'ny Faritra Atsinanana izany. Ahitana kaominina 17 ny ao, dia i Brickaville, Ambalarondra, Ambinaninony, Ambohimanana, Ampasimbe, Andekaleka, Andovoranto, Anivorano Est, Anjahamana, i Fanasana, i Fetraomby, i Lohariandava, i Mahatsara, i Maroseranana, i Ranomafana Est ary Razanaka et Vohitanivona. Miisa 180 ny fokontany ao aminy.
Kaominina
[hanova | hanova ny fango]- Ambalarondra
- Ambinaninony
- Ambohimanana
- Ampasimbe
- Andekaleka
- Andevoranto
- Anivorano Est
- Anjahamana
- Brickaville (Vohibinany)
- Fanasana
- Fetraomby
- Lohariandava
- Mahatsara
- Maroseranana
- Ranomafana Est
- Razanaka
- Vohitranivona
Oni
[hanova | hanova ny fango]Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ireo distrika ao amin'ny Faritra Atsinanana:
- Distrikan'Antanambao Manampotsy
- Distrikan'i Brickaville
- Distrikan'i Mahanoro
- Distrikan'i Marolambo
- Distrikan'i Toamasina I
- Distrikan'i Toamasina II
- Distrikan'i Vatomandry
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Brickaville |