Faritanin'i Toamasina

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Madagascar - Toamasina.svg

Ny Faritanin'i Toamasina dia iray amin'ireo faritany enina eto Madagasikara, izay manana velarana 71 911 km2. Misy mponina miisa 3 438 275 io faritany io tamin'ny taona 2011. Ny tanànan'i Toamasina no renivohiny. Misy faritra miisa telo sy distrika mliisa valo ambin'ny folo ny ao amin'ny Faritanin'i Toamasina, dia ireto avy:

  • Faritra Alaotra-Mangoro
    • Distrikan'Ambatondrazaka
    • Distrikan'Amparafaravola
    • Distrikan'Andilamena
    • Distrikan'Anosibe An'ala
    • Distrikan'i Moramanga
  • Faritra Analanjirofo
    • Distrikan'i Fenoarivo Atsinanana
    • Distrikan'i Mananara-Avaratra
    • Distrikan'i Maroantsetra
    • Distrikan'i Nosy Boraha
    • Distrikan'i Soanierana Ivongo
    • Distrikan'i Vavatenina
  • Faritra Atsinanana
    • Distrikan'Antanambao-Manampotsy
    • Distrikan'i Mahanoro
    • Distrikan'i Marolambo
    • Distrikan'i Toamasina-II
    • Distrikan'i Toamasina-I
    • Distrikan'i Vatomandry
    • Distrikan'i Vohibinany

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Faritany eto Madagasikara: