Rianila

Avy amin'i Wikipedia
I Rianila eo Ampasimanolotra

I Rianila dia onin' i Madagasikara mivarina miantsinanana ao amin'ny faritra Atsinanana. Ao amin' ny tangorom-bohitra Fahonama no misy ny loharanony ary izy dia mamakivaky ireo lembalemba ao afovoan-tany ary mivarina ao amin' ny Ranomasimbe Indiana ao atsimon' ny tanànan' Andevoranto, ao amin' ny distrikan'i Vohibinany (na Brikaville). Ny renirano lehibe kokoa manompo an' i Rianila dia i Rongaronga sy i Laroka ary i Vohitra.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]