Hankany amin'ny vontoatiny

Sofia (ony)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Sofia (renirano))
Ny ony Sofia sy ny sakelidranony

15°24′59″S 47°11′2″E / 15.41639°S 47.18389°E / -15.41639; 47.18389

I Sofia dia onin' i Madagasikara mivarina any andrefana any amin' ny Lakandranon' i Môzambika, ao amin' ny Helodranon' i Mahajamba ka ao izy dia misampana roa. Ireto avy ny tanàna lalovan' i Sofia: Bejabora, Ambalafomby, Betsilendry, Analanambe, Ambatomay, Berohitra, Ansatramalaza, Ambarataty, Ambalafotaka ary Marivorano. Ireto ny renirano lehibe indrindra manompo azy: Bemarivo, Anjobony sy Mangarahara.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]