Hankany amin'ny vontoatiny

Manambolo (ony)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Manambolo (renirano))
Faritra misy an' i Manambolo eto Madagasikara

I Manambolo dia ony eto Madagasikara mivarina any andrefana ao amin' ny Ranomasimbe Indiana. Mamakivaky ny Tsingin' i Bemaraha sy ny tahirin-javaboary Maningoza izy, izay manana halava 370 km. Miampita io ony io amin' ny bàka fiara sy ny mpandeha amin' ny lalam-pirenena faha-8.

Ity renirano ity dia mamakivaky an' i Bekopaka, i Ambakaka, Ankaramena, i Ankavandra ary i Soaloka.

I Manambolo, mamakivaky ny Tsingin' i Bemaraha

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]