Simianona

Avy amin'i Wikipedia


I Simianona na Soamianina dia onin' i Madagasikara , ao amin' ny distrikan' i Soaierana-Ivongo. Any amin' ny tapany atsimon' i Marotandrano (distrikan' i Mandritsara) no misy ny loharanony, avy eo izy mamakivaky ny tanànan' Antenina sy Ambodiampana ary mivarina any an-dranomasina ao atsimon' i Pointe à Larrée. Manompo azy ny renirano Sakavia, Antonina, Sandrangato ary Adramy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]