Sisaony

Avy amin'i Wikipedia

I Sisaony dia reniranon' i Madagasikara ao afovoan-tany izay mivarina any amin' ny ony Ikopa ao akaikin' Antananarivo ka mivarina any amin' ny Lakandrano Mozambika miaraka amin' ny ony Betsiboka.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]