Namorona (renirano)

Avy amin'i Wikipedia
Namorona

I Namorona dia onin' i Madagasikara ao amin' ny faritra Vatovavy, izay mivarina mankany antsinanana ao amin' ny Ranomasimbe Indiana, 50 km atsimon' i Mananjary. Ao akaikin' Ambalakindresy no misy ny loharanony. Mamakivaky ny valan-javaboarin' i Ranomafana izy, mamorona ny riambe Andriamamovoka. 103 km ny halavany.[1]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

  1. Le Canal de Pangalane, E Madagascar