Fiherenana

Avy amin'i Wikipedia
Io avaratr'i Onilahy io i Fiherenana.
Fiherenana - Toliara
I Fiherenana jerena avy eo amin'ny tanànan'i Miary

I Fiherenana dia reniranon' i Madagasikara ao amin'ny faritra Atsimo-Andrefana, ao amin'ny faritanin'i Toliara, izay mivarina mankany ao amin'ny Lakandrano Mozambika. 200 km ny halavany. Any amin'ny haambo 1 100 m (any Isalo) no akany ny ranony, ka isan'ny renirano madinika mivarina ao aminy i Ilova sy i Manandana.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]