Jabo

Avy amin'i Wikipedia

I Jabo dia reniranon' i Madagasikara manompo an'i Betsiboka (ony any amin' ny faritra avaratr' i Madagasikara, mivarina any Mahajanga). Ny renirano Andranobe no mamompo azy. Ao avaratra atsinanan' Ambohitrolomahitsy no ipoirany. Alohan'ny hihaonany amin'ny renirano Andranobe dia antsoina amin'ny anarana hoe Sahasarotra izy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]