Mahajanga

Avy amin'i Wikipedia

Mahajanga na Majunga, dia tanàna any amorontsiraka andrefan'i Madagasikara. Eo amin'ny vavaranon'i Betsiboka ny misy azy. Izy ny renivohitra ny faritan'i Mahajanga. 550 km any avaratra andrefan' Antananarivo ny misy azy.

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Renivohitry ny foko sakalava ny Boeny ny tanànan'ny Mahajanga.

Ny mpanjaka Andriamisara Efadahy ny mpanjaka sakalava farany alohan'ny natongavan'i Radama Voalohany mpanjakan'Imerina.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Renivohi-paritany eto Madagasikara

Renivohi-paritra eto Madagasikara