Hankany amin'ny vontoatiny

Distrikan'i Marovoay

Avy amin'i Wikipedia

16°08′S 46°39′E / 16.133°S 46.650°E / -16.133; 46.650

Ny Distrikan'i Marovoay dia distrika ao amin'ny Faritra Boeny, ao andrefan'i Madagasikara, ao amin'ny Faritanin'i Mahajanga. Ireto avy ny kaominina ao aminy: Marovoay I, Marovoay II, Manaratsandry, Ankazomborona, Tsararano, Antanambao Andranolava, Antanimasaka, Bemaharivo, Ankaraobato, Ambolomoty, Ankaboka, Anosinalainolona ary Marosakoa.

Kaominina

[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Ireo distrika ao amin'ny Faritra Boeny: